<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><lyrics>[V1]
 Ampio aho, Zanahary ô !
 Hanaraka ny « eny » masina,
 Izay nataoko taminao, ry To,
 Ka tsy mba hisy fivadihana.

[V2]
 Ry Tompoko, Izay
 nanomboka
 Ny asa tsara ao anatiko,
 Arovy aho ho tanteraka,
 Mba tsy ho faty ny finoako.</lyrics>
<title>Ampio aho, Zanahary o FFPM294</title>
<hymn_number>294</hymn_number>
</song>